Fiantohana ankizy Toliara (Toliara Child)

NAHOANA NO BEAZINA NY ANKIZY ?

Zaro amin’ny lalana tokony halehany ny zaza, ka na rehefa antitra aza izy tsy hiala amin’izany 

Ohabolana 22 : 6
Diosesin’ny Toliara
«
Toliara Child » dia programa eo an’ivon’ny departemanta fanabeaza eto amin’ny Eklesia Episkopaly Malagasy Diosesy Toliara

Ireo tombontsoa amin’ny fiantohana.
Ny fanomezana omenao dia ahafahana miantoka ireto :
•    Saram-pisoratana anarana sy ny saram-pianarana
•    Ireo fitaovam-pianarana
•    Ny fanamiana an-tsekoly sy fitaovana “Days for Girls” ho an’ireo zatovovavy

Vokatra andrasana
·        
Fialana amin’ny fahatrana lalina
·         Fanatsarana ny fari-pahaizana
·         Fivoarana amin’ny fahafahana misafidy asa
·         Fanatsarana ny fari-piainana
·         Fahafahana manatanteraka ny faniriana

Manabe ankizy
Manova fiainana






3 Jaona 1 :4 « Tsy manana fifaliana mihoatra izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako »
         MADAGASIKARA
          

• Nosy fahefatra lehibe indrindra maneran-tany
• Hita ao amin’ny ranomasimbe Indiana ary ao Atsimo Atsinanan’ny Afrika
• Firenena mbola mahantra
• Indostria : fizahan-tany, harena ankibon’ny tany, Fambolena sy fiompiana ary Jono

 TOLIARA
Tanana lehibe fahaenina eto Madagasikara
• Faritany isan’ny mahantra
• Toetrandro maina, orana 33 cm isan-taona
• Taha ambony amin’ny tsy fanjariantsakafon’ny ankizy
• Tsy fisian’asa
Inona no antony hanohanana? Ny fandrotsahana US$30 isam-bola dia hanova ny fiainan’ireo ankizy sy ny mpiara-minona aminy.

1 Jaona 3 : 18 « Anaka, aoka tsy hitia amin’ny teny na amin’ny lela isika, fa amin’ny asa sy amin’ny marina »



Nous tenons à exprimer notre gratitude aux nombreuses personnes qui parrainent l’éducation des enfants dans le diocèse de Toliara. Ce programme a débuté en 2019 avec cinq enfants parrainés, et nous avons maintenant plus de 150 enfants soutenus par le parrainage et autant encore par le biais des liens avec les écoles – rien de tout cela ne serait arrivé sans votre soutien – MERCI !

Aux États-Unis, nous avons transféré l’administration du parrainage d’enfants de Toliara du SAMS à Education Equals Hope (e=h). Cette décision ne reflète en rien le service de SAMS. C’est simplement que travailler avec une organisation axée sur l’éducation et le parrainage est beaucoup plus approprié à mesure que le nombre de parrainages augmente.

La mission de notre nouveau partenaire Education Equals Hope est d’assurer l’éducation des étudiants qui vivent dans des situations désespérées et difficiles. Il accueille actuellement plus de 1 800 étudiants dans 6 pays à travers le monde : Costa Rica, Haïti, Équateur, Kenya, Rwanda, Ouganda et maintenant Madagascar.

Education Equals Hope estime que l’éducation holistique est un élément fondamental de l’équation qui permet aux enfants et aux communautés du monde entier de briser le cycle de la pauvreté et d’avoir un impact sur la prochaine génération. Ils fournissent un soutien éducatif aux enfants, aux adolescents et aux adultes et s’efforcent de fournir des ressources éducatives à des communautés entières dans des régions de notre monde qui ont souffert de la pauvreté, des crises et des catastrophes naturelles. Cliquez ici pour en savoir plus Education Equals Hope.

Vous pouvez télécharger leur brochure Madagascar (en anglais) au format PDF.

Voir aussi information sur la communication et la scolarité.

Comment parrainer ?

Veuillez nous envoyer un email à cette addresse en ajoutant Toliara child et votre pays de résidence dans le sujet. Nous vous répondrons bientôt avec plus de détails.

Jereo koa ny antontambaovaa mahakasika ny fifandraisana sy ny fampianarana.

Ahoana no atao ho tonga mpiantoka ?

Angatahanay ianao handefa email amin’ity adiresy ity ary asiana fanamarihana “Toliara child” ary koa ny adiresy sy  firenena fiavianao. Hamaly anao amin’ny antsipirihany tsy ho ela izahay.

Hita ao atsimon'i Madagasikara