vina

Diocesan Logo

VINA: MITOMBO, MANDROSO AO AMIN’I KRISTY




Hira fanevan’ny Diosesy:

Eklesia Episkopaly Malagasy
Diosesy Toliary
Antompisiana, Fifanampiana
Vavaka mitokana, fifadiankanina
Refrain: Vina, mitombo, mandroso Ao amin’i Kristy.

Eklesia Episkopaly Malagasy
Diosesy Toliary
Antompisiana, Fitoriana
Filazantsara, Fankatoavana
Refrain: Vina, mitombo, mandroso Ao amin’i Kristy.

Eklesia Episkopaly Malagasy
Diosesy Toliary
Antompisiana, Fanabeazana
Fanaovana mpianatra, ho vavolombelona
Refrain: Vina, mitombo, mandroso Ao amin’i Kristy.

Hira fanevan’ny Diosesy nohirain’ny tanoran’ny fiangonana ao amin’ny Katedraly natao tao amin’ny efitrano lehiben’ny mpianatra izay toerana nivavahana teo aloha..

Hita ao atsimon'i Madagasikara