PAROASY BELOHA

Doyen Distrika Ambovombe :
Rev. ALFREDINO Tsimatory

Presbytera :
Rev. DACISE Sergent François

Diakona :
Rev. Celestin
(EEM Bevaro Mandroso)

Evanjelista :
MBEHOSOLO

Katekista :
Zerapohae (EEM Andangara)
Fahatrara (EEM Ankazomagnitse)
Tsinjoniaina (EEM Ankazomagnitse)
Milanjara (EEM Ankazomagnitse)
Voatsasie (EEM Ankilimasy)
Toesinaoe  (EEM Ankilimasy)
Falike (EEM Bevaro Mandroso)
Nitsike  (EEM Bevaro Mandroso)
Jean aimé (EEM Tanandava)
Manankevetse (EEM Tanandava)

Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Beloha :
EEM Andangara
EEM Ankazomagnitse
EEM Ankilimasy 
EEM Bevaro Mandroso
EEM Tanandava

EEM Beloha
EEM Ankilimasy

Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Beloha :
Tsy mbola manana link ny paroasy Beloha.  Tsindrio eto raha hifandray aminay  raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.

Hita ao atsimon'i Madagasikara