FIAHIANA : FIFANDRAISANA

Iza moa ny mpandrindra ny fifandraisana ?

Ny mpanampy ny fandaharan’asan’ny fiahiana ny ankizy eto an’ivon’ny Diosesy Toliara dia Fiadanana
(RAFIADANANA Dieu Donne Joseph)

Miantso insam-bolana ireo ray aman-drenin’ny ankizy misy mpaihy izy. Nefa maro koa ireo fianankaviana izay mipetraka any ambanivolo izay toerana  sarotra fifandraisana.

Diosesy ? Raha ny velarany no jerena dia ? Raha ny velarany no jerena dia mitovy amin’ny Florida any Etazonia ary ny tapany Atsimon’ny Madagasikara manontolo no sahanin’ny Diosesy Toliara. Tena vitsy ny fotodrafitrasa amin’ny faritry ny diosesy. Vitsy ny lalana vita tara ary maro ny lalana tsy afaky ny fiara amin’ny fotoanan’ny asara.

Dans le sud, il existe une route «goudronnée» dans tout le diocèse. Elle va entre Ireto ihany ny lalana vita tara eto  amin’ny faritry ny Diosesy : ny RN 7 mihazo an’ny Toliara, lalana mampitohy an’ny Fort-Dauphin sy Amboasary Atsimo izay efa ratsy koa, ary ny lalambaovao mampitohy an’ny Toliara sy Morombe.

Des transports et des commuNy fitanterana sy ny serasera  ?

La plupart des gens à Ny ankamoaroan’ny mponina eto Madagasikara dia mampiasa ny fitaterana iombonana indrindra fa ny taxi-brousse rehefa hivezivezy amin’ny tanàna roa. Ireo taxi-brousse ireo koa no fitaovana afaka andefasana vatsy sy taratasy azo antoka sy malaky.

Le clergé du diocèse a accès au Wi-Fi. Cependant, il est coûteux et non Ny klerjé sy ny mpiasa ao amin’ny Diosesy dia afaka manao « connection » wifi. Na izany aza dia lafo na koa sarotra ny fahafahana mampiasa izany amin’ny fotoana rehetra. Ireo Presbytera sy Diakona ary  Evanjelista monina any amin’ny faritra lavitra dia tsy maintsy manantona tanan-dehibe miditra cybercafé rehefa hijery e-mails.

Toy ahoana ary no ahafahana mifandray ? Amin’ny maha mpandrindra ny fandaharan’asa ny fiahiana ankizy azy, ny fanamby lehibe ho an’i Fiadanana dia ny fanamorana ny fifandraisana eo amin’ny ankizy sy ny mpiahy azy ireo. Antelefaonina no ifandraisany amin’ireo ray aman-dreny sy ankizy misy mpiahy, ary ny fifandraisana amin’ny alalan’ny soratra na fampitana sary dia atao amin’ny alalan’ny taxi-brousse.

Ankoatra ny olan’ny fifandraisana, noho ny halavirana sy ny fahasarotana aterany, dia hita koa ny kolon-tsain’ny malagasy izay mirona amin’ny fifandraisana ampitain-teny, tsy dia mahazatra loatra ny manoratra indrindra amin’ny faritra ambanivolo. Araka izany dia dingana tsy maintsy atao ny fampianarana sy ny fametrahana fanamby mba hampadraisana anjara ireo ray aman-dreny amin’ny fifandraisana matetika amin’ireo mpiahy ny zanany.

Raha te hahafantatra misimisy kokoa mahakasika ny programa fiantohana ankizy na koa ianao te hiantoka ankizy, dia afaka manoratra email amin’ity adiresy ity ary asiana fanamarihana “Toliara child” ary koa ny adiresy sy  firenena fiavianao. Hamaly anao amin’ny antsipirihany tsy ho ela izahay.

Hita ao atsimon'i Madagasikara