paroasy katedraly

Archidiacre :
Ven. Chanoine RADONIAINA
Noel Nirina Adolphe

Email Ven. Canon Noeli

Diacre : Rev. TOHAJA Phillippe Duval

Tohaja and wife

Diacre Rev. Soafiavy

Katekista : RAVELOSON Maharitse

Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Katedraly :

Santa Patrika Katedraly, Andranomena, Toliara II
EEM Ambohitsabo, St Philip’s (Santa Filipo)
EEM Angarazy
EEM Ankazofotsy
EEM Ankilibe
EEM Ankoronga
EEM Belaza
EEM Morombe – St Andrew’s (Santa Andrea)
EEM Tsinjoriaka

Katedraly Santa Patrika
Santa Filipo, Ambohitsabo
Santa Andrea, Morombe
EEM Ankilibe
Komity fiangonana miaraka amin’ny Rev. Noeli, EEM Angarazy
27 October 2022 EEM Angarazy an-dalam-panamboarana

Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy katedraly :
Walmer Parish Churches
Walmer, Deal CT14 7QA, UK

Natao tao St Saviour’s Church ny fanaovana Sonia ny taratasy fifanekena ho fiangonana mpirahavavy sy mpiara-miasa. Izany dia antaon’i Mgr. Todd sy  Rév. Patsy McGregor adainy, ary ankilany  Rév. Seth Cooper niaraka tamin’I Wardens Mavis Stevenson sy Jerry Swallow, 19 Jolay 2017

Hita ao atsimon'i Madagasikara