
Doyen distrika Morondava :
Rev VANO Lazara

Presbytera :
Rev Julien

Diakona :
Rev. Niry Sheilla Parovine

Evanjelista :
Vieve (EEM Ambalarano)
Katekista :
Nalohany (EEM Tananandava Benjamino)
Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Morondava:
EEM Ankisirasira, Morondava – All Saints (Santa Rehetra)
EEM Ambalarano
EEM Analaiva
EEM Tananandava Benjamino


Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Morondava :
Tsy mbola manana link ny paroasy Morondava. Tsindrio eto raha hifandray aminay raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.
