
Doyen distrika Morondava sy Presbytera paroasy Belo : Rev. VANO Lazara

Evanjelista :
Ampeosoa (EEM Antsiraraka)
Tahora (EEM Beroroka)
Katekista :
Florent (EEM Tsimafana)
Masaviry (EEM Belo sur Tsiribihina)
Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Belo :
EEM Belo sur Tsiribihina
EEM Antsiraraka
EEM Beroroka
EEM Tsimafana
Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Belo :
Tsy mbola manana link ny paroasy Belo. Tsindrio eto raha hifandray aminay raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.