Lisitrin’ny vidina DfG

Vidin’ny fitaovana – Toliara 2023

Ny fitaovana fidiovana amin’ny fadimbolana amin’ny fotoan’ny vehivavy dia namboarina aharitra mandritran’ny 3 taona. Ireo dia tokony sasana tsara ary tsy tokony itambarana ialana amin’ny voka-dratsy.

Raha eto Madagasikara no fandoavana ny vidiny dia mila atao amin’ny ariary.

Raha any ivelany kosa dia mila atao dollar amerikana.

Ampiharina manomboka amin’ny 10 oktobra ny vidiny. Marihina fa mety hiova ny vidiny araka ny zava-misy. Hisy fihenam-bidy ho an’ny mpianatra sy vehivavy sahirana eto Madagasikara. Ny saran’ny fananterana ny entana dia tsy anatiny.

Maro ny loko mety ho hita ankoatr’ireo hita ireo.

Raha te hanao kaomandy ianao dia afaka mameno ny “bon de commande” izay afaka télécharger-nao eto. Avy eo afaka alefanao amin’ity adiresy mailaka ity ny takelaka avy nalaina sary na natao scan. Na afaka manoratra aminay fotsiny ianao raha mila fanazavana fanampiny.

Hita ao atsimon'i Madagasikara