Departemanta

Manana departemanta 8 ny Diosesy izay rafitra manampy amin’ny fampadehanana ireo sampanasa samihafa eo amin’ny fiainam-piangonana :

Departementa fanorenana

Filohan’ny Departemanta :
Atoa MOSA Charles

Antopisian`ny departementa fampandrosoana dia:”fampandrosoana  ny paroasy,distrika ary ny diosesy mba hahaleo tena tanteraka”.

Filohan’ny Departemanta :
Atoa Gasthé Alphonse RATOVONAINA

Ny antopisian’ ny departamenta fanabeazana dia hampiofana ny fiangonana amin ‘ ny fampitomboana ireo traikefa ilainy amin ‘ny fitaizana ara-panahy, ara-tsaina, ara-batana mba hitombo, mandroso ao amin’ ny kristy ary koa ho olona feno ny fahalalana sy fahendrena ary ny fahatahorana an’ Andriamanitra.

Filohan’ny Departemanta :
Rev. Nolavy Arisoa OSORO

Ny antom-pisian’ny departemanta fitoriana filazantsara dia mitory filazantsara amin’ny alalan’ny fanaovana mpianatra ny firenena rehetra.

Filohan’ny Departemanta :
Bishop RAZAFINDRALAMBO Samitiana Jhonson

Filoha mpanampy :
Rev Benjamin Ferdinand

Ny antom-pisian’ny departemanta ara-bola diaMandrindra ny fitantanam-bola ao amin’ny diosesy ,manampy ny eveka aminy fampidiram-bola ho an’ny diosesy,manao ny budget,manara maso ny fitantanana eto amin’ny diosesy

Filohan’ny Departemanta :
Atoa RANDRIANIAINA Girard

Departemanta hira sy kolontsaina
Le Département de musique vise à composer de la musique et des chants destinés à être utilisés dans la liturgie, et de collecter d’autres musiques composées localement par des jeunes talentueux du diocèse, de produire un nouveau cantique et de nourrir les talents musicaux locaux.

Filohan’ny Departemanta :
Rev. RAZAFILAHY Nomenjanahary Christian Joseph (Zafy)

Ny departemantan’ ny fifandraisana dia mitady sy mampivelatra ary mampandroso ny fifandraisana eo anivon’ny diosesy sy ireo mpiara miombon’antoka rehetra amin’ny alalan’ny fampitana sy ny fitrandrahana sy ny fizarana traikefa ary ny fahampafahatarana ny vaovao amin’ny fifandraisana anatiny sy ivelany.

Filohan’ny Departemanta :
Rev. OSORO Victor Aunda

Departemanta ny fikarohana sy fianarana ambony
L’objectif du Département de recherche est de créer un centre de recherche théologique diocésain, auquel les érudits locaux et internationaux peuvent accéder et effectuer des recherches intensives, et de produire une nouvelle génération d’érudits en théologie qui deviendront une force avec laquelle il faudra compter dans la région.

Filohan’ny Departemanta :
Rev. Berthier LAINIRINA

Hita ao atsimon'i Madagasikara