Diakona :
Rev. ANDRIANIAINA Tomboasy

Evanjelista : Jean Tsitakary

Katekista :
FERNANDO Famape
Fiangonana :
EEM St Augustin
EEM Ampasipoty
EEM Salary Sud
Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Ambohimitsabo :
Tsy mbola manana link ny paroasy Ambohitsabo. Tsindrio eto raha hifandray aminay raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.


