FIAHIANA ANKIZY- FANDANIANA

Maneho ny fankasitrahana indrindra ho an’ireo mpiahy ankizy eto amin’ny diosesy Toliara izahay. Satria ny fiahiana atao dia tena zava-dehibe ho an’ny ankizy sy ny fianankaviany.

Ity kisary ity dia maneho ny fitsinjaran’ireo famatsiam-bola amin’ireo fandaniana samihafa eo amin’ny fandaharan’asa fianhina ankizy Toliara.

Raha mbola tsy mpiahy ankizy eto amin’ny Diosesy Toliara ianao, dia azonao atao ny mamaky ny pejy Fiahiana Ankizy Toliara.

Hita ao atsimon'i Madagasikara