

Ampianay tsy tapaka ireo fiangonan’ny diosezy ao amin’ny Google Maps rehefa mahazo ny laharam-pehitany sy laharan-jarahasina, izahay. Tsindrio eto raha hijery ny fandrosoana hatramin’izao, na azonao atao ny mikaroka ao amin’ny Google Maps momba ny “Eglise Episcopal de Madagascar” na “EEM”