Doyen distrika :
Rev Zefa MANAMBELO

Presbytera :
Rev Gaston
Email:gtsiavandeza@gmail.com

Evanjelista :
NOROSIESY Ziky
Fiangonana :
EEM Morombe – St Andrew’s (Santa Andrea)
EEM Avaradrova
EEM Angarazy
EEM Soavary

Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Morombe:
Tsy mbola manana link ny paroasy Morombe. Tsindrio eto raha hifandray aminay raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.

