Doyen distrika :
Rev Zefa MANAMBELO

Diakona : Rev. Larison
Evanjelista :
SOAVENIRA
SERO Simone
Fiangonana :
EEM Manja
EEM Ankilifolotsimisatroka
EEM Antanimainty
Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy MANJA :
Tsy mbola manana link ny paroasy Manja. Tsindrio eto raha hifandray aminay raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.