paroasy katedraly

Arkidiakona :
Ven. Chanoine RADONIAINA
Noel Nirina Adolphe

Email Ven. Canon Noeli

Doyen distrika :
Rev Zefa MANAMBELO

Presbytera (EEM Mangily) :

Rev Delphin

Email Rev Delphin

Evanjelista :
Fidirimana (EEM Milenaky)
Hanitra (EEM Mangily)
ZAVASOA Rafaely (Katedraly)
RAVELOSON Maharitse (Katedraly)

Katekista : 
RAKOTONIAINA Dadah (Katedraly)
Zitasoa Soafaly Pauline (EEM Mangily)
Mezeliny (EEM Mangily)
VEVE (EEM Mangily)

Fiangonana :fiangonana ao atanin’ny paroasy Katedraly :
Santa Patrika Katedraly, Andranomena, Toliara II
EEM Ambolimailaka
EEM Ankazofotsy
EEM Mangily
EEM Milenaky

Katedraly Santa Patrika

Naorina tao Mangily ny Fiangonana Anglikana “Kristy Mpanjaka”, niaraka tamin’ny batisani-isa 44 tamin’ny novambra 2022 :

Tany novidiana ary notokanana hoan’ny fanamboarana fiangonana ary foibe ho an’ny
vehivavy.
Mangily foibe ho an’ny vehivavy.

Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy :
Walmer Parish Churches
Walmer, Deal CT14 7QA, UK

Natao tao St Saviour’s Church ny fanaovana Sonia ny taratasy fifanekena ho fiangonana mpirahavavy sy mpiara-miasa. Izany dia antaon’i Mgr. Todd sy  Rév. Patsy McGregor adainy, ary ankilany  Rév. Seth Cooper niaraka tamin’I Wardens Mavis Stevenson sy Jerry Swallow, 19 Jolay 2017

Hita ao atsimon'i Madagasikara