Arkidiakona ny faritra Anosy sy Androy :
Vén. Chanoine RATSIMAVO Andriamahenina Dieu Donne

Paroasy Fort Dauphin
Evanjelista :
NATO Norgé
Katekista :
BENJAMINA Anjara (EEM Belamoty, Fort Dauphin)
IALY RANDRIANASOLO Séraphin (EEM Belamoty, Fort Dauphin)
RANDRIAMAMPIONONA Evariste (EEM Analabendrana)
Nantenaina Donné (EEM Analabendrana)
RANDRIATSITOHAINA Gatien (EEM Enato)
Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Fort Dauphin:
EEM Belamoty, Fort Dauphin – Santa Gregoire
EEM Analabendrana
EEM Enato
EEM Vatambe
Paroasy Ampasy Nahampoana
Diakona : Rev MBAHOSOA Miarivelo Daniel
Katekista :
ROMAINE
RANDAFIARIVONY Solonarivo Richard
Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Ampasy Nahampoana :
EEM Ampasy Nahampoana – Santa Jakoba
EEM Betaligny


Zana-paroasy Tsiharoa
Evanjelista :
Tsialia François
Katekista :
Fomentsoa (EEM Angara)
Rolland (EEM Angara)
Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Tsiharoa :
EEM Tsiharoa
EEM Angara
Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Annunciation of Our Lady Episcopal Church,
Gurnee, Illinois, USA

Manohana ny sekoly eny Tsiharoa ny fiangonan’ny Annunciation ao Gurnee. Tamin’ny taona voalohany, dia 160 teo ho eo ny isan’ny mpianatra nahazo fitaovam-pianarana, fa tamin’ny taom-pianarana faharoa kosa dia nitombo ho 242 ny isan’ny mpianatra!


