Paroasy Tsimahavaokely

Arkidiakona ny faritra Menabe:
Ven. Chanoine RANDRIANAVALONA Lovaniana Faby

Email Ven Chanoine Lova

Presbytera : Rev. RAMIANDRISOA Clovis

Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Tsimahavaokely :

Fiangonana
Evanjelista & Katekista
* = Mpiomana Katekista
EEM Tsimahavaokely –
St Paul’s (St Paoly)
Rév Clovis
EEM Antarehitry
EEM Mangily
Santa Ambroazy
Mangily
Sekoly Santa Paoly, Tsimahavokely – Voir plus d’informations sur cette école ici

Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Tsimahavaokely :
Tsy mbola manana link ny paroasy Tsimahavaokely.  Tsindrio eto raha hifandray aminay  raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.

Hita ao atsimon'i Madagasikara