Arkidiakona ny faritra Menabe:
Ven. Chanoine RANDRIANAVALONA Lovaniana Faby

Diakona :
Rev. Ferdinand Ramahandry

Diakona :
Rev. Niry Sheilla Parovine

Mpiomana Presbytera : Hofni
Katekista : VOLOLONA
Mpiomana Katekista : Edmond
Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Ankisirasira :
| Fiangoanana | Evanjelista & Katekista * = Mpiomana Katekista |
| EEM Ankisirasira, Morondava All Saints (Santa Rehetra) | Ven. Chanoine Lova Rev. Niry Sheilla Parovine VOLOLONA |
| EEM Ambalarano | Rev. Ferdinand Ramahandry |
| EEM Analaiva | Rev. Ferdinand Ramahandry Mpiomana Presbytera Hofni |
| EEM Tanandava Benjamino | Rev. Ferdinand Ramahandry * Edmond |


Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Ankisirasira :
Tsy mbola manana link ny paroasy Ankisirasira. Tsindrio eto raha hifandray aminay raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.