Arkidiakona ny faritra Menabe:
Ven. Chanoine RANDRIANAVALONA Lovaniana Faby

Presbytera : Rev. VANO Lazara

Evanjelista : Tahora
Mpiomana Katekista :
Florent
Odyle
Manohisoa
Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy Belo :
| Fiangonana | Evanjelista & Katekista * = Mpiomana Katekista |
| EEM Belo sur Tsiribihina | Rev. Lazara |
| EEM Antsiraraka | Evj. Tahora, * Florent |
| EEM Miariloha | Evj. Tahora |
| EEM Tsaramandroso | * Odyle |
| EEM Tsimafana | * Manohisoa |
Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Belo :
Tsy mbola manana link ny paroasy Belo. Tsindrio eto raha hifandray aminay raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.