Arkidiakona ny faritra Anosy sy Androy :
Vén. Chanoine RATSIMAVO Andriamahenina Dieu Donne

Presbytera :
Rev. DACISE Sergent François

Seminera taona faha-2 : Soja
Evanjelista : Christian
Katekista : BENJAMINA Anjara
Ireo fiangonana ao atanin’ny paroasy :
EEM Belamoty, Fort Dauphin – Santa Gregoire
EEM Agara
EEM Ampasy Nahampoana – Santa Jakoba
EEM Atsiaro
EEM Betaligny
EEM Enato


Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Paroasy Annunciation of Our Lady Episcopal Church,
Gurnee, Illinois, USA

Manohana ny sekoly eny Tsiharoa, ao amin’ny paroasy Fort Dauphin, ny fiangonan’ny Annunciation ao Gurnee. Tamin’ny taona voalohany, dia 160 teo ho eo ny isan’ny mpianatra nahazo fitaovam-pianarana, fa tamin’ny taom-pianarana faharoa kosa dia nitombo ho 242 ny isan’ny mpianatra!