Fiangonana Mangily

Presbytera  :
Rev. RAZANAJATOVO Delphin Thessaloniane

Email Rev. Delphin

Diacre : Rév Jean

Mpiomana Presbytera Larson

Naorina tao Mangily ny Fiangonana Anglikana “Kristy Mpanjaka”, niaraka tamin’ny batisani-isa 44 tamin’ny novambra 2022.

Tany novidiana ary notokanana hoan’ny fanamboarana fiangonana ary foibe ho an’ny
vehivavy.

Ny fiangonana avy any ivelany mpirahavavy amin’ny Fiangonana MANGILY :
Tsy mbola manana link ny paroasy Ambovombe.  Tsindrio eto raha hifandray aminay  raha toa ka mahaliana anao na te hahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny link amin’ny paroasy ianao.

Hita ao atsimon'i Madagasikara